|
|
|
|

Entrée1  fifaneraserana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  serasera
Morphologie 
4  Simple :
5  Préfixée :
Exemples  6  [2.470] Notohizan' I Lidy hatrany ny fifaneraserana tamin' Ingahy Rainimasy.
7  [2.356] Hatramin' izay dia sarotra ny nanasitrana ilay ratra teo amin' ny fifaneraserana.
8  [2.366] Raha izany ary, ny fifaneraseran' ny Malagasy tamin' ny Arabo, tamin' iny faritra atsimo atsinanana iny dia niafara tamin' ny fifangaroana tanteraka, ary very ny mahavahiny ireny Arabo ireny.

Mis à jour le 2025/07/29