Entrée | 1 fifanaikena |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en français |
3 [1.3#10] Comme fifanekena |
Exemples |
4 [2.366#] Nosoniavina tamin' ny 12 Septambra ny fifanaikena amin' ny fanjakana frantsay sy malagasy; 5 [2.296#] Tsy mba nisy taratasy vita sonia sy voatombo-kase ny fifanaikena, fa vitan' ny fifampitokisana. |
Radical | 6 aiky |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2025/02/02 |
![]() |