|
|
|
|

Entrée1  fifampitaizana
Radical  2  taiza
Partie du discours  3  nom
Exemples  4  Mety ho saro-tadiavina toy ny aretin-jaza mena vava izany kanefa farafaharatsiny, hatomboka dieny izao satria sao mahazo vahana sy mitady hiorim-paka ary atahorana sanatriavina ho lasa kolotsaina sy fifampitaizana ka holovain-taranaka. [1.368#]

Mis à jour le 2023/01/20