|
|
|
|

Entrée1  fifaliana
Radical  2  faly
Partie du discours  3  nom
Vocabulaire  4  Emotions
Explications en malgache  5  Firavoana: Androm-pifaliana
6  Zavatra mahafaly: Fifaliana ho ahy ny mandray anao ato an-tokantronoko
7  Filalaovana: Tia fifaliana ny tanora [1.1]
Explications en anglais  8  happiness, rejoicing [1.7]
Explications en français  9  action de se réjouir; le plaisir [1.8]
Exemples  10  Nataony tamin' ny fifaliana tokoa izany. [2.356#]
11  ary nanova ny alahelo, ho tonga fifaliana. [2.59#]
12  Ny Fizaràna fahatelo dia ny fihinanam-be sy fifaliana. [2.508#]
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot fifaliana
Article  14  Randzavola: fifaliana ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2023/01/20