|
|
|
|

Entrée1 fifakoana
Radical  2fako
Partie du discours  3 nom
Explications en malgache  4 Fanangonana (fakofako, fikotra, bozaka) [1.1]
Explications en français  5 L’action de ramasser les balayures, les débris, le lieu [1.3#140]
Exemples  6 Toa milaza aminy hoe "tsy fataon' ny ankizy mihitsy ny fifakoana kitay fahavelon-drainy, nefa ataony amin' izao faotoana izao" - sy ny fitohizan' ny resaka tsy hay tampenana intsony. [2.470#]

Mis à jour le 2025/09/12