| Entrée | 1 fifadiana |
| Radical | 2fady |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4Tsy fihinanana na tsy fisotroana, tsy fanaovana zavatra, na noho ny fitanana ny fandraran' ny Razana na noho ny famehezan-tena: Fifadiana fisotro mahamamo.
[1.1] |
| Explications en anglais |
5abstention.
[1.7] |
| Explications en français |
6L'abstinence, le jeûne, la mortification, le temps [pour le jeûne].
[1.3#135] 7abstention de certains mets, certains actes tabous. [1.8] |
| Exemples |
8 Ny Fivavahana sy ny fombany rehetva dia ny Batisa, ny Asosaiety, ny fifadiana alahady, ny Fiangonana na alahady na tsy alahady sns dia tsy maintsy hajanona avy hatrany.
[2.508#517]
9 Tsy azo lavina kosa anefa fa nisy toe-tsaina tsara sy madio izay tsy azo odian-tsy hita tamin' ireo fombafomba nankalazana ny famorana taloha, toy ny fifadiana ny fitondran-tena ratsy nandritra io fotoana io. [2.436#] |
| Tous les mots composés | 10fifadian-kanina |
| Article | 11Randzavola: fifadiana ao amin' ny Baiboly |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|