|
|
|
|

Entrée1  fieritreretana
Radical  2  eritreritra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fiasan' ny saina mangina mamakafaka sy mandinika zavatra: Tsy ampy fieritreretana ianao, anaka
Explications en anglais  5  [1.7] mulling things over; the conscience
Explications en français  6  [1.8] action de réfléchir; la conscience
7  [1.13] réflexion
Exemples  8  Ny fieritreretana no milaza ny fahamarinan'izany. [2.366#]
9  izany ary tsy ilana fieritreretana kely akory izany. [2.528#]
Mots composés 
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot fieritreretana
Article  15  Randzavola: fieritreretana ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2023/09/09