|
|
|
|

Entrée1  fientanana
Radical  2 entana
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fahatairana sy fiaingana tampoka any anaty, fiontanana: Fientanan' ny fo [1.1]
Explications en français  5 L’action de tressaillir [1.3#127]
Exemples  6  Mamoha fientanana tsy mbola tafapoitra tanteraka ao amin' ny olona ny soratra; [2.285#]
7  Hany ka, noho ny toe-javatra nafanafana tao amin' io faritr' izao tontolo izao io, dia nisy fientanana vaovao hanao fikarohana teolojika. [1.369#]

Anagrammes  fientanana, 8 ifantenana

Mis à jour le 2025/09/12