|
|
|
|

Entrée1  fidonanahana
Radical  2 donanaka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fipetrapetrahana tsy miasa fa mitanàka foana eo: Ny mazàna mahatarika amin' ny hevi-dratsy rehetra dia ny fidonanaham-poana. [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12