| Entrée | 1 fidodododoana |
| Radical | 2 dodododo |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Firiotana haingana; fahatongavana maika dia maika, tsy mangataka andro:
5 Misaotra indrindra amin' ny fidodododoanareo mamangy anay amin' izao fahoriana izao [1.1] |
| Explications en français |
6 L’action de s'empresser, de se hâter, d'accourir, d’avoir recours à, celui auquel on a recours
[1.3#111] |
| Exemples |
7 hita mifangaro eto ny mariky ny alahelo lehibe, toy ny fahatankinana, ny fiahiana izay momba ny ara-nofo ary ny fidodododoana eo akaikin' ilay Mpandahatra ambony indrindra.
[2.313#]
|
| Mis à jour le 2025/11/17 |
|