Entrée (1/2) | 1 fidina |
Radical | 2 fidy |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 alaina izay tiana, alaina izay tsara fantenana, jobonina, tsongoina [1.1] |
Explications en anglais |
5 to be chosen [1.2, 1.7] 6 to be selected [1.2] |
Explications en français |
7 qu'on choisit [1.8] |
Exemples |
8 I Madagasikara no fidiko amin' ny tany rehetra [1.1] 9 Kanefa misy izay tsy maintsy ho nofidiny aloha [1.38] |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 14 fidina |
Radical | 15 idina |
Partie du discours | 16 nom |
Explications en malgache |
17 Fomban' ny zavatra midina, izany hoe mandeha avy ambony ka milatsaka ambany: Ela loatra ny fidin' ny lasantsy [1.1] |
Explications en français |
18 manière de descendre [1.3] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 20 adifin, difain, fadiny, fanidy, fidani, fidany, fidina, finday, nadifi, nadify, nifady |
Mis à jour le 2023/01/20 |