|
|
|
|

Entrée1  fidanika
Radical  2 danika
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Famelezan' ny herin' ny hainandro; fitaninana afo, famindroana akaikin' ny afo: Hiditra aho fa tsy tohako ny fidaniky ny hainandro. [1.1]
Explications en français  5 Manière de se chauffer. [1.3]
Morphologie 
6  Simple :
7  Préfixée :
Synonymes  8 fidanihana

Mis à jour le 2025/09/12