|
|
|
|

Entrée1  fidanadanana
Radical  2 danadana
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fivohana tanteraka (varavarana, vavahady): Ny fidanadanan' ny vavahady no nahafahan' ny omby nivoaka.
5 Fisokafana manontolo: Maha-te-hidera ny fidanadanon' ny fon' ny olona be antra. [1.1]
Explications en français  6 L'état de ce qui est ouvert. [1.3]

Mis à jour le 2025/09/12