|
|
|
|

Entrée1  fibohaka
Radical  2 bohaka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fisavovona (fiteny indrindra amin' ny zavatra mihofakofaka sy miefakefaka): Mahatsikaiky ny fibohaky ny volon' io zazalahy io
5 Fandanilaniana foana, fanobatobana [1.1]

Mis à jour le 2025/12/08