|
|
|
|

Entrée1  fibodoana
Radical  2 bodo
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fakana an-keriny ary fitanana ny tsy an' ny tena: Fibodoana zavatr' olona. [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12