Entrée | fibiriohana (birioka) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fivilianana any amin' izay tsy izy; fisompiranana any amin' ny tsy tokony haleha: Mandehana miadana fa atahorako ny fibiriohan' ny fiara any an-kady Fandosirana, filefana [1.1] | |
Mis à jour le 2023/01/05 |