Entrée |
fibebahana
(bebaka)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fiaikena ny hadisoana, fangataham-pamelana: Mba henoy re ny fibebahany aminao! Fiovana ho kristianina: Angataho isan' andro amin' Andriamanitra ny fibebahan' ny tsy mpino [1.1]
|
Explications en anglais | Repentance, contrition [1.2, 1.7]
|
| Confession [1.2]
|
Explications en français | L'action d'avouer sa faute, celui auquel ou avoue sa faute en demandant pardon, conversion [1.3]
|
| Repentir, regret [1.8]
|
Exemples |
1 | Ny « fibebahana » dia ny fandaozana ny fahotana
[1.38]
|
2 | Voasasan' ny fibebahana ilay fahotana nangatrakatraka!
[2.499]
|
|
Vocabulaire |
Article |
|