|
|
|
|

Entrée1  fibarana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 antsibe. [Bezanozano] [1.78]
4 Karazan' antsy lava taho, mifaingo-doha ny lelany, ampiasaina hikapana herana, zozoro. [1.1]
5 karazan' antsy lava taho sahala amin' ny kalaza, saingy ety sy lavalava kokoa ary mifaingo-doha ny lelany. [2.472]
Vocabulaire  6  Outils

Anagrammes  7 fanabira, 8 fanaraby, 9 fibarana

Mis à jour le 2025/09/12