|
|
|
|

Entrée1  fibanjinana
Radical  2  banjina
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fijerena mifantoka tsara
5  [1.374] L’action de regarder fixement, de contempler
Exemples  6  Tena azo tanterahina io maha eo an-toerana miaraka amin' ny fibanjinana io; [1.369#]
7  Isaky ny nivory dia ireo fanaka sarobidy ireo no toy ny nampahatsiaro ny lasa, anefa koa nampa-hery tamin' ny fibanjinana ny hoavin' ny Fiangonana. [2.356#]

Mis à jour le 2024/12/11