Entrée fiankinana (ankina)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français L’action de s’appuyer, de se confier, l'appui, le dossier, le soutien, celui duquel dépend [1.3]
Exemples 
1Koa tsy nitady fiankinana na fitalahoana taminy izy ireo. [2.296]
2Hijanona eto moa ianao, tsara andry fiankinana ny madinika. [2.643]
3Nipetraka i dadabe sy nanao ho fiankinana ny votry izay tsy nisy vitsika intsony. [2.270]
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/08