|
|
|
|

Entrée1 fiangonana
Radical  2angona
Partie du discours  3 nom
Explications en malgache  4 trano fivahana ivorian'ny kristianina mba hanaovana fombam-pivavahana isan-karazany: lasa any am-piangonana izy
ny fitambaran'ny kristianina manaiky lehibe tokana [1.1]
Explications en anglais  5 the church; the people who assemble regularly together for worship. [1.2]
Exemples  6 Dia neken'ny fiangonana izany [2.59]
7 Firy re no fiangonana toy izany ankehitriny? [2.649]
Tous les mots composés  82 combinaisons de ce mot
Article  9Randzavola: fiangonana ao amin' ny Baiboly
Illustrations 

Anagrammes  10 fiangonana, 11 fionganana

Mis à jour le 2025/10/08