|
|
|
|

Entrée1  fiangonana
Radical  2 angona
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 trano fivahana ivorian'ny kristianina mba hanaovana fombam-pivavahana isan-karazany: lasa any am-piangonana izy
5 ny fitambaran'ny kristianina manaiky lehibe tokana [1.1]
Explications en anglais  6 the church; the people who assemble regularly together for worship. [1.2]
Exemples  7  Dia neken'ny fiangonana izany [2.59]
8  Firy re no fiangonana toy izany ankehitriny? [2.649]
Tous les mots composés  9  2 combinaisons de ce mot
Article  10 Randzavola: fiangonana ao amin' ny Baiboly
Illustrations 

Anagrammes  fiangonana, 11 fionganana

Mis à jour le 2025/12/08