|
|
|
|

Entrée1  fiangaviana
Radical  2 angavy
Partie du discours  3  nom
Explications en anglais  4 an urgent plea. [1.7]
Explications en français  5 la demande, celui à qui on demande. [1.3#45]
6 requête urgente. [1.8]
Exemples  7  hoy ny feony feno fiangaviana. [2.529#]
8  Antso, fiangaviana, fanambatambazana tsy loa-body izany no nivoaka ny vavako. [2.4#]
9  Voatohina mafy ny fony nandre izato fiangaviana nataoko azy mba hihevitra ahy ho isan-janany. [2.643#]

Mis à jour le 2025/09/12