|
|
|
|

Entrée1 fiandrinaina
Mots élémentaires  2fiandry, 3aina
Partie du discours  4 nom
Explications en malgache  5 Karazan-kankana mivelona ao amin' ny tsinain' ny olona; araka ny finoan' ny teo aloha, dia mivoaka, hono, io kankana io rehefa ho faty ilay olona misy azy [1.1]
Explications en anglais  6 (fandrin-aina) The name of a fabulous worm said to live in the stomach of people, and which, should it be passed out, indicates that the sick will surely die. [1.2]
Vocabulaire  7 Santé

Mis à jour le 2025/09/12