Entrée fianakaviambe
Mots élémentaires fianakaviana ; be
Partie du discours nom
Explications en français Grande famille [1.13]
 La grande famille [1.5]
Exemples 
1Nanjary nitsitokotoko ilay fianakaviambe. [2.445]
2Ny fanapahan-kevitra kosa dia tokony horaisina miaraka amin' ny fianakaviambe iraisampirenena. [4.27]
3Ary tsy latsa-danja, eny manoatra noho izany aza, ny adidin' ny zokim-pandrosoana amin' izao fianakaviambe izao. [2.285]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2023/06/27