Entrée (1/2) | 1 fiaina |
Radical | 2 aina |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fomba entina miaina, na maka fofon' aina izany: Miadam-piaina ny marary [1.1] |
Explications en anglais |
5 respiration [1.32.en#272] |
Explications en français |
6 La manière de vivre, de respirer [1.3#3] 7 respiration [1.13] |
Exemples |
8 I feno tsy nihetsika, fa niefonefona fiaina tao anaty lamba tao. [2.472] |
Vocabulaire |
9 Biologie |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot fiaina |
Entrée (2/2) | 14 fiaina |
Radical | 15 aina |
Partie du discours | 16 nom |
Explications en malgache |
17 Fomba entina mitondra tena: Ratsiratsy fiaina itỳ zaza itỳ [1.1] |
Explications en français |
18 La conduite [1.3#3] |
Exemples |
19 Malemy fanahy, tsara fiaina, manaja izay nofidiny ho fofombady! [2.499#] 20 Izany no antony nanaovana mifanandrify ny fiaina amin' ny fisian-javatra. [2.245] |
Vocabulaire |
21 Philosophie |
Mots composés |
|
Titres |
|
Mis à jour le 2023/09/09 |