|
|
|
|

Entrée1 fiabily
Radical  2abily
Partie du discours  3 nom
Explications en malgache  4fomban' ny olona miabily, izany hoe miandevo fanahy, tsy manaja tena, mivarina, mikororosy fahana. [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12