Entrée | 1 fetsahana |
Radical | 2 fetsaka |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Anangonana, amoriana: Nofetsahan' ny ankizy vato teto ka sarotra naleha amin' ny fiarakodia Asiana, velezina, kapohina: Nofetsahako ny anao ka vaky nandositra [1.1] |
Explications en anglais |
5 to be beaten, to be struck, by hands, feet, etc. [1.2] |
Explications en français |
6 où l'on entasse, où l'on frappe [1.3] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |