|
|
|
|

Entrée1  fenjana
Radical  2  fenja
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Gejana, fiazana: Nofenjainy ny tanako ka sosotra aho
5  Tazonina tsy handehandeha, tsy hikofoka, giazana: Fenjao ao am-pahitra ao ireo omby ireo fa be, hono, ny mpangalatra omby [1.1]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :
Synonymes  10  fenjaina

Mis à jour le 2023/01/05