Entrée (1/2) | 1 fenitra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 ny tsorak' ahitra efatra alahatra voalohany, atao mitanam-bokovoko, dia ireo no fototra anombenana ny rary amin' ilay harona na sobika atao [1.10#F.447] 4 Ireo soritra amin' ny rary mifanipaka, izay toa mahavita sary [1.1] |
Explications en anglais |
5 four strips of rush placed diagonally at the bottom of a basket, etc., extending from corner to corner, and forming a foundation on which the basket is plaited [1.2] |
Explications en français |
6 raies des nattes dirigées dans un sens différent et formant des dessins [1.3] |
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 12 fenitra |
Partie du discours | 13 nom |
Explications en malgache |
14 fanorenana, fiandohana 15 ny fandimbiasana ara-dalàna tsy miovaova ny taranaky ny mpanjaka teto amin' ny Fanjakana Malagasy izy; koa na ny mpanjaka na ny vahoaka dia samy tsy misy mivadibadika na mikorontana, fa misy fitohizana ara-dalàna hatrany [1.10#F.447] 16 Fomba fanao, indrindra izay mikasika fifandraisan' ny vahoaka sy ny andriamanjaka fahizay: Tsy miova fenitra ny ambanilanitra [1.1] |
Explications en anglais |
17 foundation, origin, first cause, etc. 18 This word is also used to express the continuous succession to the sovereignty of a dynasty, as: Tsy miova fenitra ny ambanilanitra (The people have no change in the succession) [1.2] |
Explications en français |
19 coutume, usage 20 ce qui s'est fait dans les temps passés de peuple à souverain et de souverain à peuple [1.3] |
Exemples |
21 Koa samia mitandrina ianareo mba tsy hanova fenitra izao tany ipetrahanareo izao. [2.508] 22 tsy maintsy mitovy ny fenitra andanian' ny Antenimiera roa tonta ny lalàna fehizoro mikasika ny Antenimierandoholona. [1.320] |
Mots composés |
|
Anthroponymes |
|
Proverbes | 27 Proverbes contenant le mot fenitra |
Anagrammes | 28 atrefin, fanetry, fenitra, fetrany, fitrena, naefitr, nafetri, nafetry, natrefi, nifetra |
Mis à jour le 2023/06/14 |