|
|
|
|

Entrée1  fehizoro
Mots élémentaires  2 fehy, 3 zoro
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 Vato fanorenana alatsaka alohan' ny hanaingana ny rindrina; vato fanorenana, fototra. [1.1]
Explications en anglais  [fehy zoro] 6 a corner-stone. [1.2]
7 a cornerstone. [1.7]
Explications en français  8 pierre angulaire. [1.8]
Exemples  9  Dia nalefa ny vahoaka haka hazo ngeza hatao andry sy fehizoro. [1.437#]
10  Fisaorana sy fampaherezana koa no atolotra ny Kanto fehizoro Teatra izay hilalao azy ny 13 Novambra. [2.528#]
Vocabulaire  11  Economie: bâtiments, travaux publics
Article  12 Randzavola: fehizoro ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2025/10/11