Entrée | 1 fefiloha |
Radical | 2 fefy, loha |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Ampiantany kely izay atsangana mba hisakana ny rano tsy hihoatra. (Ny niavian' io teny io, araka ny nolazain' ny tantara, dia ny hevitra hoe "mba ho fefin' ny loha tsy ho tapaka", satria, hono, nanao lalàna faran' izay henjana Andrianampoinimerina fa izay vatan-dehilahy tsy marary nefa tsy tonga namonjy rano vaky mety hampirodana fo ampiantany io dia notapahina ny lohany) |
Explications en anglais |
5 [1.2] an embankment, an artificial bank raised on both sides of a river, a mound. 6 [1.7] a dike |
Explications en français |
7 [1.8] digue |
Mots composés |
|
Proverbes | 9 Proverbes contenant le mot fefiloha |
Mis à jour le 2020/07/31 |