Entrée | 1 fatana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Toerana fanaovana afo ahandroana sakafo: Tay miala eo amorom-patana / nenibe fa mangatsiaka, hono Toerana fihadiana volamena na fikarohana vatosoa |
Explications en anglais |
4 [1.2] the place where the fire for cooking is made, the hearth; a lime kiln, a brick kiln, a furnace. 5 [1.7] a fireplace; a stove |
Explications en français |
6 [1.8] âtre, foyer, fourneau, réchaud |
Exemples |
7 Narehitra natao nafana ny fatana. [2.245#] 8 hoy ilay zazavavy sady nanatona ny fatana izy. [2.332#] 9 Sady mihinana izy roa lahy no tohofany kitay ny fatana. [1.281#] |
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Proverbes | 25 Proverbes contenant le mot fatana |
Article |
26 Randzavola: fatana ao amin' ny Baiboly (=> trano) |
Anagrammes | 27 antafa, fanata, fatana, tafana |
Mis à jour le 2023/05/15 |