|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fasika
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Potipoti-bato faran' izay madinika avy amin' ny tany: Afangaro amin' ny fasika ny simenitra [1.1]
Explications en anglais  4  sand [Mal. pasir.] fasy and fasina are used in the provinces. [1.2]
5  sand [1.7]
Explications en français  6  sable [1.8]
Exemples  7  Be fasika ny tany ka sarotra ihazakazahana. [2.356#62]
8  Nesorin'i Mora ny pataloany fa feno fasika. [2.442#94]
Vocabulaire  9  Géologie
Mots composés 
Zoonymes 
Phytonymes 
Toponymes 
Proverbes  22  Proverbes contenant le mot fasika

Entrée (2/2)23  fasika
Partie du discours  24  adjectif
Explications en malgache  25  Be dia be; tsy hita isa, tsy tambo isaina: Fasika izay vahoaka nitsena ny Filohan' ny Nosy izay [1.1]
Explications en anglais  26  fig. innumerable. [Mal. pasir.] fasy and fasina are used in the provinces. [1.2]
Dérivés 
27  Noms :

Anagrammes  28  fasika, fikasa, fisaka, fisàka, sifaka

Mis à jour le 2023/08/11