Entrée fasan' ny ntaolo (fasana, ntaolo)
Partie du discours locution
Définition malgache fasam-pianakaviana malagasy izay toy ny trano misy farafara vato mifanongoa an-daniny roa, ary amin' ny lafiny andrefana inlay ny rangolahy: vato fisaka atao varavarana mahazo mivoha sy mikatona avy eo anoloana [Rajemisa 1985]
Synonymes fasan-drazana

Mis à jour le 2020/07/31