Entrée fasana aniritra (fasana, iritra)
Partie du discours locution
Définition malgache fasana atao vonjimaika ambara-pitondra ny maty ao amin' ny fasan-drazana; matetika ny fasana aniritra dia lavaka vita rarivato amin' ny lafiny efatra ka saronana vato fisaka izay atao rako-pasana, ka io no rangolahy amin' ny fasana aniritra [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31