Entrée fari-pivelomana
Mots élémentaires fari- (faritra) ; fivelomana
Partie du discours locution
Explications en malgache Vola miditra isan-taona amin'ny olona iray ao amin'ny firenena iray araka ny sandam-bola marina eo amin'ny firenena misy azy [1.13]
Explications en français Niveau de vie [1.13]
Synonymes fari-piainana

Mis à jour le 2023/12/10