|
|
|
|

Entrée (1/3)1  faribolana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Tsipika boribory feno tanteraka ka mitovy ny elanelan' ny teboka rehetra aminy amin' ny teboka iray eo afovoany
Explications en anglais  4  [1.2] A circle, a circumference, a circuit
5  [1.7] a circle
Explications en français  6  [1.8] cercle
Exemples  7  [2.356#] Nanao faribolana izahay ary niteny aho ka Robert Gagg no nandika teny ho amin' ny fiteny alema.
Vocabulaire  8  Mathématiques: géométrie
Mots élémentaires  9  faritra, volana
Mots composés 

Entrée (2/3)14  faribolana
Partie du discours  15  nom
Explications en anglais  16  [1.2] a children's game of making circles.
Exemples  17  [2.5#] Nitsinjaka izy sy ny ankizy, dia nitotorebika nanao faribolana hitsipy sandry eran' ny ahi-maitso mavan' ny ranomasina midadasika.
Vocabulaire  18  Jeu

Entrée (3/3)19  fari-bolana
Partie du discours  20  locution
Explications en malgache  21  [1.1] enti-milaza sary vorivory

Anagrammes  22  faribolana, fari-bolana

Mis à jour le 2025/05/11