Entrée | 1 farahehy |
Partie du discours | 2 locution |
Mots élémentaires | 3 fara, hehy |
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
5 [1.1] fihomehezana mafy somary lavareny, ka matetika entin' ny tovovavy na ny vehivavy lehibe hanesoana sy hanarabiana ny hafa |
Exemples |
6 [2.470#] Nanao farahehy izy nony avy eo. 7 [2.270#] Nisy farahehy tamin' ny mpanaraka an' i Mompera Bardeaux. |
Anagrammes | 8 farahehy, hirefaha, hirehafa |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |