|
|
|
|

Entrée1  faohina
Radical  2  faoka
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Esorina amin-kery sy haingana
5  Paohina, ongoahana: Nofaohin' ny papongo ny akohokelin' Ikoto
6  Angalarina atao majifa: Nofaohin' ny mpangalatra ny entany tany an-trano [1.1]
Explications en anglais  7  to be carried off, as by a bird of prey
8  to be torn up. See paoka. [1.2]
9  to be carried off [1.7]
Explications en français  10  qu'on rafle [1.8]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :

Anagrammes  15  anafiho, faohina, fiahona, fianaho, fihaona, hofaina, ifahano, ifohana

Mis à jour le 2023/01/20