|
|
|
|

Entrée1  faohany
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  (matetika averina indroa) Teny azo adika hoe "Alefa alefa ihany" ka entina mampirisika hanao faingana, handeha tsy misy fiatoana ary tsy matahotra [1.1]
Explications en anglais  4  go on, proceed. A word used in military commands. [Probably a corruption of the English Go on.] [1.2]

Anagrammes  5 anafiho, 6 faohany, 7 faohina, 8 fiahona, 9 fianaho, 10 fihaona, 11 hofaina, 12 ifahano, 13 ifohana

Mis à jour le 2025/09/12