|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fanovana
Radical  2 ova
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fanoloana hala: Tsy mahay mihitsy ny mpianatra eto amin' ity sekoly ity: tsy misy fanafodiny afa-tsy ny fanovana ny mpampianatra.
5 Fanamboarana ho hala, ho vaovao: Zavatra iray ihany no takiko, dia ny fanovana ny tehiko notapahinao.
6 Fampanjariana ho hafa: Ny asan' ny vavony sy ny aty ary ny taova rehetra ao anaty, dia ny fanovana ny sakafo ho nofo sy rantsika. [1.1]
Explications en français  7 conversion, commutation. [1.13]
Tous les mots composés  8  9 combinaisons de ce mot

Entrée (2/2)9  fanovana
Radical  10 tovana
Partie du discours  11  nom
Explications en malgache  12 Fomba entina manovana, na manampy, manisy tovana. [1.1]

Anagrammes  13 fañavona, 14 fanovana

Mis à jour le 2025/11/09