|
|
|
|

Entrée1  fanosy
Radical  2 hosy
Partie du discours  3  nom ou adjectif
Explications en malgache  4 Fomba enti-manosy.
5 Azo hosena: Tsy mbola fanosy ity tanimbary. [1.1]
Exemples  6  Rainizafy dia efa niasa tany amin' ny fanosy niaraka tamin-dRanaivomboala, nefa voatery niala fa saiky rnatin' ny Tanosy. [2.649#]

Anagrammes  7 fanosy, 8 fisano, 9 Fisòna, 10 sofina

Mis à jour le 2025/09/12