|
|
|
|

Entrée1  fanontsana
Radical  2 hontsana
Partie du discours  3  nom ou adjectif
Explications en malgache  4 Fomba enti-manontsana, na manasa ny atin-javatra amin' ny fanontsankontsanana rano ao anatiny
5 Azo hontsanana [1.1]

Anagrammes  6 fanantsona, 7 fanontsana, 8 fantsonana

Mis à jour le 2025/09/12