|
|
|
|

Entrée1  fanongonana
Radical  2  songona
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fihoarana ny hafa amin' ny fifaninanana: Ho nahazo voalohany ny soavaliko raha tsy ny fanongonan' ny soavalinao
5  Fisosohana hiteny nefa mbola misy miteny: Tsy tsora ny fanongonana ny olona izay miteny
6  Fanomezana vidiny ambony kokoa noho ny hafa: Saika lasako ilay omby raha tsy ny fanongonan-dRabe ahy fa nanome ariary zato ambony izy [1.1]
Synonymes  7  fisongonana

Anagrammes  8  fanongonana, nofonganana

Mis à jour le 2023/01/05