Entrée | 1 fanondrotana |
Radical | 2 sondrotra |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fampakarana na fanaingana ho ambony: Fanondrotana trano. / Fanondrotana karama |
Explications en français |
5 [1.3#629] L’action d’élever, de promouvoir, le motif |
Exemples |
6 Moss, lehilahy ambony fahaizany, sady nikely aina fatratra tamin' ny fanondrotana ny Tanora Malagasy. [2.649#] 7 Tsy misy fanondrotana grady aoriam-paharesena hoy, hono, izy nivatravatra, toy ny fanaony isan' andro ihany Izany rehetra izany no atao hoe sahan' adin' i Madagasikara. [2.472#] |
Anagrammes | 8 fanondrotana, nofandrotana, notafondrana |
Mis à jour le 2023/01/08 |