Entrée fanondroana (tondro)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanambarana zavatra na ny misy azy amin' ny rantsantanana; fanoroana, filazana: Ny fanondroan-dRakoto an' ireo iray tetika taminy no nampihena ny saziny [1.1]

Mis à jour le 2023/01/20