Entrée | fanondranana (ondrana) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fandefasana olona na zavatra hiampita amin' ny lakana na ny sambo [1.1] | |
Exemples | Raha mbola variana nijery teo an-tokotanin-tsambo ny fanondranana entana
[2.649] | |
Entrée | fanondranana (ondrana) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fahadaladalana, fihetsehan' ny hadaladalana [1.1] | |
Anagrammes | fanandronana, fanondranana |
Mis à jour le 2023/04/10 |