|
|
|
|

Entrée1 fanomezana
Radical  2ome
Partie du discours  3 nom
Explications en malgache  4Fahafoizana: Misy fanomezan-dra eny amin' ny hopitaly anio.
5Zavatra omena: Sarobidy itỳ fanomezana nataonareo itỳ fa misaotra indrindra. [1.1]
Explications en anglais  6a gift. [1.7]
Explications en français  7l'action de donner, le présent, le don. [1.3]
8don. [1.8, 1.13]
9cadeau. [1.8]
Exemples  10 fanomezana lanja ny mpikaroka eo an-toerana; [2.445]
11 Ary tsy mety ho hadinonay ny fanomezana izany. [2.59]
12 Hafaliana moa ny azy eo am-pandraisana izany fanomezana samihafa izany. [2.643]
Morphologie 
13 Simple :
14 Préfixée :
Tous les mots composés  155 combinaisons de ce mot
Proverbes  16 Proverbes contenant ce mot
Article  17Randzavola: fanomezana ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2025/11/02