|
|
|
|

Entrée1  fanome
Radical  2  ome
Partie du discours  3  nom ou adjectif
Explications en malgache  4  Fomba entina manome: Toy izao no fanome fahatsiarovana
Azo omena matetika: Itỳ fanafody itỳ no fanome ny zazakely [1.1]
Explications en français  5  Ce qu’on peut donner, celui à qui l’on peut donner, manière de donner [1.3#464]
Exemples  6  Ary ny fanome voninahitra ny ambassadors dia hataonay. [2.366#]
7  fa lany ny vola fanome ho an'ny Mpampianatra any avaratra. [2.59#]

Anagrammes  8 fameno, 9 fanome, 10 fomena, 11 mañefo, 12 mañofe

Mis à jour le 2025/09/12